FIOFANAN’NY KOMITY REHETRA SPANTA

Noho ny fandaminana farany dia hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny fiofanan’ny Komity rehetra eto amin’ny Synodam-Paritany Antananarivo izay tokony natao  teny amin’ny Fileovana Namehana, Fitandremana Ebenezera, ka na avy amin’ny sampana, faritra, fiangonana, fitandremana, fileovana ary Synoda, dia hiomana hatrany hanatrika izany fiofanana izany.

Tahaka tamin’ny herintaona izay notanterahina teny amin’ny Fileovana Tsarahonenana, dia ny Fileovana Namehana indray izao no handray izany; Izy ireo izay efa vonona amin’ny fandraisana ny mpamonjy izany fivoriana izany na amin’ny toerana na ny amin’ny sakafo ihany koa.

Zava-dehibe ho an’ny Kristiana tompon’Andraikitra Kristiana ny manatrika izany fotoana koa antsoina ny rehetra ho tonga maro.

Partager cette publication

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *