JOBILY TONIA FIFIL NASIONALY

Efa mitsangana izao ny Komitin-Jobily ny Tonia FIFIL Nasionaly, Ka isan’ireo mpikamabana feno ao ny Biraon’ny Fifohazana SPAnta.

Marihina moa fa ny daty hanaovana ny fanokafana dia ny 01 Aogositra 2018, mandritra ny isataona Tobilehibe Anakaramalaza.

Partager cette publication

Comments (2)

  • rabarimanana hery Répondre

    miarahaba mialoha ny tonia
    ho tanteraka soamantsara anie ny jobily
    lava izay lalana efa vita izay ka dia hahazo fankasitrahana avy amin’Ilay mpaniraka tokoa anie
    mirary soa eh

    4 avril 2018 à 14 h 32 min
  • Sammy Rajaonarivo Répondre

    Mitrotro Ambavaka ho anareo mivady izahay mba hotomombana tsara arak’izay sitrapon’Andriamanitra izany fankalazana Jobily izany
    Tahin’Tompo
    Sammy
    Cleveland Ohio
    Usa

    2 mai 2018 à 0 h 43 min

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *