TATITRY NY FANAPAHAN-KEVITRY NY KOMITY SPAnta faha-20

Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa vita soa amantsara ny Komity ny Synoda SPAnta faha 20; izay notanterahina tao amin’ny Fileovana Anosibe, Fitandremana Anosibe Fampiraisana ny Alakamisy 26 hatramin’ny Alahady faha 29 Avrily lasa teo.

Amin’ny ankapobeny dia nilamina ny fivoriana hita izany tamin’ny efa niomanan’ny fileovana handray izany fivoriana lehibe izany , ary maro ny raharaha izay nodinihina tao, misy ireo tapaka nanditra izany fivoriana izany.

Koa indro atolotra hoa antsika rehetra ny tatitry ny Komity Synoda faha 20.

Attachments

Partager cette publication

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *