RAZAFINDRAVELO Noeline

Animatrice

Nenitoa Noeline no ahalalan'ny maro Azy, Izy izay efa an-taonan'ny maro no milona ao anatin'ny onjampeo tahak'izao. Mbola tsy afa-po amin'izay efa maro vitany Izy fa mbola te hizara ny tsara rehetra izay anananany, ka ny onjampeo Radio Teny Fiainana no fidiany hanatanterahany izany.

Arahinao isaky ny Talata Alina ny Fandaharany "ZAFINDRAONY ao koa ny "DINIKY NY MPIANAKAVY"