DInasoa Garcia RAZAFINDRATSIMBA

Secrétaire Admin

Ampitsikiana tahaka izao sary izao mandrakariva no andraisany anao, Ianareo izay mpiara-miasa amin'ny Onjampeo Radio Teny Fiainana. Hanatitra ny Raki-kira, na hanao filazana. Na koa hanao fandaharana manokana dia vonona izy ny handray ary hanatanteraka izany fandaharana izany miaraka aminareo.

Manana fandaharana ihany koa izy " FEO MANEHO FITIA" isaky ny Alarobia tolakandro.